Template:Appeal/default/mg: Difference between revisions

From Donate
Jump to navigation Jump to search
Content deleted Content added
removing Google & Yahoo line
m adding quote for responsive pages
Line 1: Line 1:
<div class="appeal-text-long">
Vohikala fahadimy i Wikipedia, ary 470 tapitrisa no isan'ireo olona mampiasa azy isam-bolana, isaina amin'ny miliara no isan'ireo pejy voajery.
Vohikala fahadimy i Wikipedia, ary 500 tapitrisa no isan'ireo olona mampiasa azy isam-bolana, isaina amin'ny miliara no isan'ireo pejy voajery.


Tsara ny mivarotra. Tsy atao devoly ny fametrahana dokam-barotra. Fa tsy ho an'ny eto izany. Tsy ho an'i Wikipedia.
Tsara ny mivarotra. Tsy atao devoly ny fametrahana dokam-barotra. Fa tsy ho an'ny eto izany. Tsy ho an'i Wikipedia.
Line 15: Line 16:
'''Jimmy Wales'''<br />
'''Jimmy Wales'''<br />
Mpamoron'i Wikipedia
Mpamoron'i Wikipedia
</div>

<div class="appeal-text-short" style="display: none;">
{{Quote}}
</div>

Revision as of 18:47, 5 March 2014

Vohikala fahadimy i Wikipedia, ary 500 tapitrisa no isan'ireo olona mampiasa azy isam-bolana, isaina amin'ny miliara no isan'ireo pejy voajery.

Tsara ny mivarotra. Tsy atao devoly ny fametrahana dokam-barotra. Fa tsy ho an'ny eto izany. Tsy ho an'i Wikipedia.

Zavatra manokana i Wikipedia. Sahala firaketam-boky ho an'ny vahoaka izy io, tempoly ho an'ny saina, toerana ieritreretana, ianarana, izarana ny fahaizantsika amin'ny hafa.

Tamin'izaho namorona an'i Wikipedia, azoko natao ho orinasa manangom-bola izy miaraka amin'ny banieran-dokam-barotra, fa zavatra hafa no voatapaka. Aman-taona izahay no niasa mba hanaovana firafitra tsy mandany vola ary tsotra. Tanteraka ny asanay ary avelanay ho an'ny hafa ny sisa raha tiany.

Raha Ar.5000 avy no omen'ny tsirairay, iray andro isan-taona ihany izahay no hangataka vola. Fa tsy hanome na afaka hanome avokoa ny rehetra. Ary tsara izany. Ampy foana ny isan'ny olona manome isan-taona.

Amin'ity taona ity, mba manomeza $5, €10, ¥1000, na izay tianao mba hiarovana ary hanohanana ny tetikasa Wikimedia.

Misaotra indrindra,

Jimmy Wales
Mpamoron'i Wikipedia